Entry | 1 fofon' aina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy |
Explanations in English |
4 [1.2][fofon-aina] The breath; lit. the breath of life. |
Examples |
5 [2.131] ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao |
Vocabulary |
6 Biology |
Elementary words | 7 fofona, aina |
Compound words |
|
Anagrams | 9 fofoanina, fofon' aina, fofonanay, nifofoana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |